a
FandraisanaVaovaom-paritraANDRY RAJOELINA : POROFOIKO AMIN’NY ALALANY FOTODRAFITRASA MANARAPENITRA NY FITIAVAKO VAHOAKAN’I MAROANTSETRA‼️

ANDRY RAJOELINA : POROFOIKO AMIN’NY ALALANY FOTODRAFITRASA MANARAPENITRA NY FITIAVAKO VAHOAKAN’I MAROANTSETRA‼️

ANDRY RAJOELINA : POROFOIKO AMIN’NY ALALANY FOTODRAFITRASA MANARAPENITRA NY FITIAVAKO VAHOAKAN’I MAROANTSETRA‼️

Afaka 06 volana dia mijoro ao Maroantsetra ny Kianja kanto hanehoan’ireo tanora talentany. Natolotra sy nitokanana omaly 03 Jona 2023 nandritra ny fandalovan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina mivady ny fotodrafitrasa Hôpitaly CSB II manarapenitra vita ao amin’ny fokontany Soanierana sy sekoly manarapenitra EPP Ankiakandrefana Distrikan’i Maroantsetra.

Notolorana Bisikleta ireo mpampianatra mendrika sy mpianatra sangany ary fifanarana arak’asa hoan’ny mpampianatra 476.

Fitiavana mivaly fitiavana‚ pofoiko amin’ny alalany fanaovana ireto fotodrafitrasa ireto ny fitiavako ny vahoakan’i Maroantsetra‚ hoy ny Filoha Andry Rajoelina‚ izay manao fitetezam-paritra any Analanjirofo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment