a
FandraisanaFampianaranaANDRAINJATO FIANARANTSOA : NODAROHANA BOMBA MANDATSA-DRANOMASO IREO MPIANATRA MITAKY BORSA▪️ MPIANATRA IRAY VOASABOTRA‼️

ANDRAINJATO FIANARANTSOA : NODAROHANA BOMBA MANDATSA-DRANOMASO IREO MPIANATRA MITAKY BORSA▪️ MPIANATRA IRAY VOASABOTRA‼️

ANDRAINJATO FIANARANTSOA : NODAROHANA BOMBA MANDATSA-DRANOMASO IREO MPIANATRA MITAKY BORSA▪️ MPIANATRA IRAY VOASABOTRA‼️

Nodarohany mpitandro filaminana bomba mandatsa-dranomaso ireo mpianatra manao fihetsiketsehana ‚ mitaky zo-ny amin’ny tokony hanomezana ny vatsim-pianarana 05 volana ‚ izay adidin’ny fitondram-panjakana ny fandoavana azy.

Mpianatra iray voalaza fa efa voasabotra hatreto raha ny fampitam-baovao voarainay . Mitohy ny hetsika ary tsy hijanona raha tsy misy vahaolana na marimaritra iraisana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment