a
FandraisanaSosialyANALALAVA : VAHOAKA MAREFO MIISA 250▪️NISITRAKA FANAMPIANA AVY TAMIN’I NATACHA

ANALALAVA : VAHOAKA MAREFO MIISA 250▪️NISITRAKA FANAMPIANA AVY TAMIN’I NATACHA

ANALALAVA : VAHOAKA MAREFO MIISA 250▪️NISITRAKA FANAMPIANA AVY TAMIN’I NATACHA

 Vary fotsy 20 gony ‚ menaka 05 zerikana ‚ siramamy 05 gony ary sira 05 gony no natolotra ireo vahoaka marefo‚ sahirana noho ny fiakarany vidim-piainana ao Analalava miisa 250 androany 12 Febroary 2023 . Fanomezana avy amin’i Natacha Razafinandrasana ‚ tovovavy Malagasy ‚ avy ao Toamasina ‚ monina sy mipetraka any ivelany.

Fiarahamiasan’ny Ben’ny tanàna Talentino Hilaire sy ilay tovovavy no nahazahoana ireto fanomezana ireto . Iray ihany ny Malagasy na avy any atsimo na avy any avaratra ‚ avy antsinana na andrefana eny avy ao anivon-tany aza.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment