a
FandraisanaVaovaom-paritraAMBATOLAHINKISOA FIANARANTSOA : MAY NIARAKA AMIN’NY TRANO NY VOLA AN-TAPITRISA MARO HIVIDIANANA FIARA▪️TSY NISY ENTANA AZO

AMBATOLAHINKISOA FIANARANTSOA : MAY NIARAKA AMIN’NY TRANO NY VOLA AN-TAPITRISA MARO HIVIDIANANA FIARA▪️TSY NISY ENTANA AZO

AMBATOLAHINKISOA FIANARANTSOA : MAY NIARAKA AMIN’NY TRANO NY VOLA AN-TAPITRISA MARO HIVIDIANANA FIARA▪️TSY NISY ENTANA AZO

 Sahirana tanteraka ireo fianakaviana may trano tao Ambatolahinkisoa Fianarantsoa ny alatsinainy 16 Janoary 2023 teo . Tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra fa may kila niaraka tamin’ny trano ‚ may tao ihany koa ny vola 58 Tapitrisa Ariary nokasaina hividianana fiara hoan’ny fianakaviana iray ‚ 06 Tapitrisa Ariary vola tahiry kosa an’ny fianakaviana iray hafa ‚ izay tsy nisy azo araka ny fanazavana.

Nifandrimbona tamin’ny famonoana afo ny fiara mpamonjy voina avy eo anivon’ny kaominina ambonivohitry Fianarantsoa ary ny fokonolona ifotony.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment