AMBATOBOENY : FIARA NITONDRA LABIERA▪️ TRA-DOZA‼️
Vokatry ny haratsian-dalana dia nivadika ity fiara ( tracteur ) nitondra zava-pisotro amin’ny “ cageot ” maro ity omaly 25 Martsa 2023 amin’ny lalana mampifandray an’i Ambatoboeny sy Ankijabe . Potika ny ankamaroany entana nohentina.