a
FandraisanaSosialyAMBARARATIN’I SOFIA – BEALANANA ‚ FARITRA SOFIA

AMBARARATIN’I SOFIA – BEALANANA ‚ FARITRA SOFIA

AMBARARATIN’I SOFIA – BEALANANA ‚ FARITRA SOFIA

Vohitra kely iray ao amin’ny Distrikan’i Bealanana ‚ andalovan’ny renirano Sofia ‚ izay miala avy amin’ny fotony na lohany ao amin’ny kaominina Marotolana ‚ mandalo amin’ity toerana ity ‚ mandalo any amin’ny Pont Sofia – Distrikan’i Mandritsara ary tonga hatrany amin’ny Pont SOFIA ( Betsimipoaka ) ‚ izay efitra mampisaraka Distrikan’i Boriziny sy Distrikan’i Analalava.

IRAY ALINA ARIARY ( 10 000Ar ) ny vidin’ny lasantsy any an-toerana amin’izao ‚ 6 000Ar ao CU Bealanana ary 6 500Ar ny ao Ambatosia.

_____________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
www.presse-aboahoankiaka.mg

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment