a
FandraisanaSosialyAMBANJA : NOTOLORAN’OLOM-BOAFIDY OMBY VOSITRA MIISA TELO NY KRISTIANINA KATOLIKA MAMONJY FANAMASINANA NY Mgr DONATIEN MBA HO SAKAFO

AMBANJA : NOTOLORAN’OLOM-BOAFIDY OMBY VOSITRA MIISA TELO NY KRISTIANINA KATOLIKA MAMONJY FANAMASINANA NY Mgr DONATIEN MBA HO SAKAFO

AMBANJA : NOTOLORAN’OLOM-BOAFIDY OMBY VOSITRA MIISA TELO NY KRISTIANINA KATOLIKA MAMONJY FANAMASINANA NY Mgr DONATIEN MBA HO SAKAFO

Androany ilay andro hanatanterahana ny lamesa goavana ho fanamasinana ny Eveka vaovaon’ny Diosezin’Ambanja – Mgr Donatien Francis Randriamalala any an-toerana . Efa mipetrapetraka avokoa ny lamina amin’ny fiatrehana izany tahaka ny ahitantsika azy eto amin’ny sary.

Mba ho fanampiana ny fiangonana katolika amin’ny fandraisana ireo vahiny maro izay tonga nanontrona ity lanonam-pivavahana ity dia nanolotra Omby vositra iray miaraka amin’ny lela-vola 1 tapitrisa Ariary ny Ben’ny tanàna Lapota voafidy tao Ambanja ‚ Omby vositra iray sy vary fotsy amin’ny gony natolotry ny Filoha lefitry ny Antenimierampirenena ao amin’ny faritanin’i Antsiranana Rtoa Jocelyne Maxime ary Omby vositra iray natolotry Senatera Mino Seramila omaly 14 Janoary 2022.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment