AMBALAVAO : Olona 3 mianaka no maty tsy tra-drano vokatry ny fianjeran’ny trano
Olona 3 mianaka no maty tsy tra-drano vokatry ny fianjeran’ny trano iray tao amin’ny FKT Ankofika Commune ambonivohitra Ambalavao District Ambalavao Tsienimparihy, ny marainan’ny alarobia 22 Febroary 2023 ity tokony ho tamin’ny 7h37mn teo ho eo.