a
FandraisanaVaovaom-paritraALASORA ‚ ANTANANIRIVO : MIARAMILA IRAY TSY NAHAFEHY TENA SADY MAMO▪️NITIFITRA OLONA

ALASORA ‚ ANTANANIRIVO : MIARAMILA IRAY TSY NAHAFEHY TENA SADY MAMO▪️NITIFITRA OLONA

ALASORA ‚ ANTANANIRIVO : MIARAMILA IRAY TSY NAHAFEHY TENA SADY MAMO▪️NITIFITRA OLONA

Tsy fantatra mazava ny tena antony fa tazana ho nisy fifamaliana teo amin’ilay miaramila sy ilay olona voatifitra teo ivelany karaoké . Namoaka basy izy aveo nitifitra tongotr’ilay rangahy nifamaly taminy ‚ raha ny fanazavana nataon’ireo nanatri-maso ny tranga niseho tao Ankadindratombo ‚ ALASORA Antananirivo ny zoma 23 Septambra 2022.

Nidina ifotony avy hatrany ny lefitry ny komandin’ny vondrontobim-paritra Antananirivo Renivohitra ‚ raha nandre ny vaovao . Nogizana avy hatrany ny Basy teny an-tànan’ilay miaramila ary natao andrimaso izy aveo.

Miaramila miasa ao amin’ny fiadidianan’ny Repoblikan’i Madagasikara ity tsy mahaza toaka ‚ tsy nahafehy tena ka nitifitra sivily ity‚raha ny fanazavana hatrany.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment