a
FandraisanaVaovaom-paritraAIMERLINE RASOAHAJA : TOVOVAVY 22 TAONA▪️ANISAN’IREO NAMOY NY AINY TAO ANATY RANOMASINA TAO AMPONDRABE ANTSOHIHY

AIMERLINE RASOAHAJA : TOVOVAVY 22 TAONA▪️ANISAN’IREO NAMOY NY AINY TAO ANATY RANOMASINA TAO AMPONDRABE ANTSOHIHY

AIMERLINE RASOAHAJA : TOVOVAVY 22 TAONA▪️ANISAN’IREO NAMOY NY AINY TAO ANATY RANOMASINA TAO AMPONDRABE ANTSOHIHY

Tovovavy 22 taona ‚ mpianatra ( 3 ème année en Gestion ) manomana «soutenance» afaka volana vitsivitsy i Aimérline RASOAHAJA na LAMIAH ahafantarany maro azy . Anisan’ireo 12 mahery namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho tao Ampondrabe Antsohihy omaly 11 Septambra 2022.

Ontsa sy torotoro tanteraka ny fo noho ny tranga ‚ Mirary azy handry ampiadanana ary Mankahery ny fianakaviana 🌺
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment