a
FandraisanaVaovaom-paritraAIMÉRLINE RASOAHAJA : NATAO VELOMA FARANY TAO AN-TRANON-DRAINY ARY NOHENTINA ANY ARIVONIMAMO

AIMÉRLINE RASOAHAJA : NATAO VELOMA FARANY TAO AN-TRANON-DRAINY ARY NOHENTINA ANY ARIVONIMAMO

AIMÉRLINE RASOAHAJA : NATAO VELOMA FARANY TAO AN-TRANON-DRAINY ARY NOHENTINA ANY ARIVONIMAMO

Ny mitatao vovonana androany 14 Septambra 2022 no natao veloma farany teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ‚ ilay tovovavy 22 taona ‚ ( 3 ème année en Gestion ) namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho ny 11 Septambra 2022 teo . Hoentina hitodi-doha any Arivonimamo ‚ Antananarivo izay misy ny fasan-dRazana izy raha ny fanazavana.

Ranomaso no nameno ny tavan’ny tanora fa indrindra ireo namany sy fianakaviana izay tsy mahafoy azy ‚ noho ny fandaozana tampoka . Mirary azy handry ampiadanana 🙏🌺
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment