a
FandraisanaVaovaom-paritraAGIRS SAVA : NIHAONA SY NIZARA TRAIKEFANY TAMIN’NY TANORAN’NY FIANARANTSOA – MATSIATRA AMBONY‼️

AGIRS SAVA : NIHAONA SY NIZARA TRAIKEFANY TAMIN’NY TANORAN’NY FIANARANTSOA – MATSIATRA AMBONY‼️

AGIRS SAVA : NIHAONA SY NIZARA TRAIKEFANY TAMIN’NY TANORAN’NY FIANARANTSOA – MATSIATRA AMBONY‼️

Taoriany fihaonana nataon’ireo tanora mpitarika ny vondrona AGIRS SAVA tamin’ny Tanoran’ny faritra Sofia ny fiandohany volana Mey 2023 dia nihaona sy nitafatafa ary nifampizara traikefa tamin’ny fikambanana Tanora tao Fianarantsoa faritra Matsiatra Ambony izy ireo ny tapa-bolana teo.

Nihompana tamin’ny paikady sy teknika fampivoarana sy fampandrosoana ny fikambanana ary ny fomba atao hampahomby ny fitantanana ny hetsika niarahana. Tanjona ny hitaran’ny tambazotran’ny tanora tongasaina sy tompon’andraikitra ary mandray andraikitra amin’ny fampandrosoana ny firenena Malagasy.

Mitohy ny ezaka ataon’ny vondrona amin’ny fanampiana sy fitarihana ary fanitarana ny tambazotran’ny tanora eto Madagasikara‚ hoy Léonce Roberto – Tale ao amin’ny AGIRS SAVA MADAGASCAR.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment