AFAKANDRO CHRISTIAN : NAHIDITRA AM-PONJA AO MAROFOTO
Hatairana no nandrenesany maro ny vaovao fa nahiditra am-ponja omaly alina ity tovolahy zanaka Mahajanga ‚ filohan’ny fikambanana HRT ( Hanjary Raha Ty ) ity . Tsy mbola fantatra mazava ny tena antony hatreto.
Tovolahy ‚ tsy mikoso-maso manoloana ny tsy rariny ary mijoro hoan’i Tandrazana sy tombontsoam-bahoaka madinika no nahafantarany maro azy . Arahintsika eto ihany ny mety ho tohiny.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.