a
FandraisanaSportACADÉMIE MILITAIRE ANTSIRABE : MIOMANA AMIN’NY FIDIRANA ANY AN-TSEKOLY IREO MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA

ACADÉMIE MILITAIRE ANTSIRABE : MIOMANA AMIN’NY FIDIRANA ANY AN-TSEKOLY IREO MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA

ACADÉMIE MILITAIRE ANTSIRABE : MIOMANA AMIN’NY FIDIRANA ANY AN-TSEKOLY IREO MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA

Miatrika ny fanomanana (initiation) amin’ny fidirana ho Mpianatra ho Manamboninahitra ao amin’i Akademia Miaramila Antsirabe ireo tanora lahy sy vavy afaka tamin’ny fifaninana hidirana ao amin’ny Andiany mivantana faha-46 sy ny Andiany manokana faha-26.

Izany fanomanan-tena izany dia tanteraka nanomboka ny 19 martsa 2023 teo , tao amin’ny tobin’ny Tafika an’habakabaka « Base Aérienne 213 » Arivonimamo.

Natao izao mba hanomanana ny herim-batana sy hijerena ny toe-pahasalamàn’ireo tanora ‚ hahafahany miatrika ny fiofanana miandry azy any amin’ny Sekoly . Miisa 117 izy ireo ‚ 65 ho an’ny Andiany mivantana faha-46 ary 52 kosa ho an’ny Andiany manokana faha-26 . Taorian’ny fizaham-pahasalamana dia nanomboka avy hatrany amin’ny fampianarana sy fanamafisana miandalana ny ara-batana ireo mpampiofana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment