a
FandraisanaVaovaom-paritraMAIRE NASIRY ALI – ANTSOHIHY : NATOLOTRA HO AMPIASAIN’NY VAHOAKA NY VOVON-DRANO‼️

MAIRE NASIRY ALI – ANTSOHIHY : NATOLOTRA HO AMPIASAIN’NY VAHOAKA NY VOVON-DRANO‼️

MAIRE NASIRY ALI – ANTSOHIHY : NATOLOTRA HO AMPIASAIN’NY VAHOAKA NY VOVON-DRANO‼️

Omaly 02 Jona 2023 no natolotra ofisialy ireo vahoaka ao Ankiririky sud ampitan’ny JOVENA Antsohihy ny vovon-drano fisotro madio‚ izay vita tsara. Ny fiarahamiasan’ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali sy fikambanana avy any ivelany no nahavitana izany.

Taorian’ny fanolorana ity vovon-drano ity dia niroso tamin’ny fijerena ny toerana hanaovana vovon-drano ao amin’ny fokontany Ambalabe Est akaiky ny fonjan’Antsohihy sy tao Ankiririky Sud manodidina Bazary mangidy ary Ankiririky Nord akaikin’ny biraon’ny fokontany eo Ambalatany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment