a
FandraisanaVaovaom-paritraFESTIVAL VARY MIAKATRA BEALANANA – FARITRA SOFIA

FESTIVAL VARY MIAKATRA BEALANANA – FARITRA SOFIA

FESTIVAL VARY MIAKATRA BEALANANA – FARITRA SOFIA

Mitana laharana voalohany amin’ny famokarana vary eto Madagasikara ny faritra Sofia. Nisokafina tamin’ny fomba mitalakotrokotroka teo anatrehan’ny Governora Faritra Sofia sy Solombavambahoaka voafidy tao Bealanana Volahaingo Marie Thérèse ary ny Ben’ny tanàna Aziz Andriamanantsoa miaraka amin’ny vahoaka maro‚ ny “FESTIVAL VARY MIAKATRA” androany 01 Jona 2023.

Maharitra hateloana ny hetsika izay hafanain’ny mpanakanto isan-karazany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment