a
FandraisanaVaovaom-paritraFIANARANTSOA : VEHIVAVY NIBORIDANA NISY NAHITA NIVEZIVEZY TAMIN’NY ANDRO ALINA‼️

FIANARANTSOA : VEHIVAVY NIBORIDANA NISY NAHITA NIVEZIVEZY TAMIN’NY ANDRO ALINA‼️

FIANARANTSOA : VEHIVAVY NIBORIDANA NISY NAHITA NIVEZIVEZY TAMIN’NY ANDRO ALINA‼️

Tsy fantatra mazava izay tena nataony fa izy nivezivezy teo akaikin’ny BAR iray sy fiangonana ao Antarandolo no nisy nahita sady niboridana tanteraka ka nolazain’olona fa mpamosavy tratra (takatra) tokony ho tamin’ny 01 ora maraina ny 30 Mey 2023.

Miditra amin’ny vanim-potoana ririna ao Fianarantsoa izao‚ mamirifiry ny hatsiaka nefa hita niboridana ity vehivavy ity. Andrasana ny fanampim-baovao avy any an-toerana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment