a
FandraisanaVaovaom-paritraPORT BERGÉ : Ao anatin’ny lanonana tanteraka amin’izao fotoana izao

PORT BERGÉ : Ao anatin’ny lanonana tanteraka amin’izao fotoana izao

PORT BERGÉ : Ao anatin’ny lanonana tanteraka amin’izao fotoana izao

PORT BERGÉ : Ao anatin’ny lanonana tanteraka amin’izao fotoana izao‚ Minisitra miisa roa ‚ Solombavambahoaka maro‚ ireo olom-panjakana ifotony tarihin’ny Governoran’ny faritra Sofia sy Lehiben’ny Prefektiora‚ ireo Ben’ny tanàna maro ary vahoaka maro ato amin’ny Distrikan’i Port Bergé.

Efa tazana eto avokoa ireo moto maro omena ireo Ben’ny tanàna sy fitaovana maro hafa.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment