a
FandraisanaVaovaom-paritraTSY FAHAMPIANY SOLIKA EO AMIN’NY JIRAMA : DISTRIKA MARO NO MISEDRA OLANA AMIN’NY TSY FISIANY HERINARATRA ‼️

TSY FAHAMPIANY SOLIKA EO AMIN’NY JIRAMA : DISTRIKA MARO NO MISEDRA OLANA AMIN’NY TSY FISIANY HERINARATRA ‼️

TSY FAHAMPIANY SOLIKA EO AMIN’NY JIRAMA : DISTRIKA MARO NO MISEDRA OLANA AMIN’NY TSY FISIANY HERINARATRA ‼️

Efa ho roa andro no tapaka tanteraka nandritra ny tontolo andro ny herinaratra vatsian’ny Orinasa JIRAMA izay miaramiasa amin’ny FIRST ÉNERGIE eto Antsohihy . Ny fahatarany fahatongavany solika no voalaza ho anton’izany.

Tsikaritra anefa fa Distrika maro eto Madagasikara no tsy misitraka herinaratra ara-dalàna ankehitriny ‚ ary saika mitovitovy ihany ny fampahafantarana na fialantsiny an-taratasy navoakan’ny Orinasa JIRAMA isaky ny Distrika.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment