a
FandraisanaFahasalamanaMANDRITSARA : AN-JATONY IREO OLONA NARARY VOKATRY NY FIHINANA MOFO MAMY ( GÂTEAU )‼️

MANDRITSARA : AN-JATONY IREO OLONA NARARY VOKATRY NY FIHINANA MOFO MAMY ( GÂTEAU )‼️

MANDRITSARA : AN-JATONY IREO OLONA NARARY VOKATRY NY FIHINANA MOFO MAMY ( GÂTEAU )‼️

Hetsika « Opération Gâteau » nokarakarainy mpiray fanantenana anatin’ny fiangonana iray ao Mandritsara nandritra ny fetin’ny paska no nitera-doza ka namparary olona an-jatony . Raha ny antotan’iisa voaray hatreto dia 109 ireo namonjy toeram-pitsaboana fa narary vokatry ny fihinanana io mofo mamy io ka 30 amin’ireo voatery tsy maintsy notazonina any amin’ny toeram-pitsaboana mba afahana manaramaso ny fahasalamany.

Efa mandray ny andraikitra tandrify ireo manampahefana ifotony ‚ manaramaso akaiky ity raharaha ity ihany koa ny Governoran’ny faritra Sofia ‚ ity farany moa manentana ny olona rehetra izay mikarakara sakafo na zavatra hoan’olona mba tena hitandrina sy sarotony amin’ny fahadiovana mba ho fisorohana ny loza tahaka izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment