Tsy nisy fanazavana fa ity sarin’ny taratasy milaza fa “FAKE” na osoka ity taratasy voalaza fa fifanarahana nataon’ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy filoha Marc Ravalomanana – Ofisialy ity no hita tao amin’ny pejin’ny Tiako i Madagasikara androany.

Ny tantara sy ny zava-misy ho avy no hanamarina sy handiso izany fa samy miandry na hiroso amin’ny fifidianana na tetezamita ny firenena Malagasy.