a
FandraisanaFialambolyAENOA DIEGO – PIQUE NIQUE PLAGE RAMENA

AENOA DIEGO – PIQUE NIQUE PLAGE RAMENA

AENOA DIEGO – PIQUE NIQUE PLAGE RAMENA

Naneho firaisankina ary niara nitsangatsangana tany amoron-dranomasina ( PLAGE RAMENA ) izay misy tora-pasika sy ranomasina madio ireo tanora mpianatra zanak’Antsohihy mandranto fianarana ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana izay mivondrona ao amin’ny fikambanana AENOA «Association des Étudiants Nord Originaire d’Antsohihy».

Tany an-toerana niaraka tamin’izy ireo ‚ ny solontenan’ny Ray aman-dReny mpiahy any Antsiranana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment