a
FandraisanaVaovaom-paritraBEALANANA : Anisany Distrika mamokatra ( vary – voamaina – voasary – mananasy – karoty – baranjely – ovy… )noho ny fanany toetrandro mangatsiaka.

BEALANANA : Anisany Distrika mamokatra ( vary – voamaina – voasary – mananasy – karoty – baranjely – ovy… )noho ny fanany toetrandro mangatsiaka.

BEALANANA : Anisany Distrika mamokatra ( vary – voamaina – voasary – mananasy – karoty – baranjely – ovy… )noho ny fanany toetrandro mangatsiaka.

Manomboka sahady ny vanim-potoana ririna any an-toerana . Tokony hiomana bodofotsy sy ankanjo matevintevina isika izay ho any Bealanana manomboka izao ‚ kanefa mety hafana ihany eny an-dalana raha lavalava ny lalana hanaovana dìa tongotra.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment