a
FandraisanaVaovaom-paritraNAMANAO NY ZANDARY

NAMANAO NY ZANDARY

NAMANAO NY ZANDARY

Eny an-kianja manaramaso ny mety fanararaotana ataon’olona sasany ary mitandro ny filaminana mandritra ny fialantsasatry ny vahoaka izay mitsangatsangana amin’ireo toerana maro olona ny zandary.

Aza misalasala miantso azy ireo isika raha misy tehanakorotana na mikasa hararaotra amin’izao fety izao . Araho ny toromarika apetrak’izy ireo ho fiarovana ny ainao sy an’ny hafa.
SARY PIQUE NIQUE : ANALALAVA SY ANJINGO ( Antsohihy )
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment