PIQUE NIQUE NOSY LAVA – ANALALAVA
Anisany toeram-pitsangatsanganana mahafinatra ‚ manana tora-pasika sy ranomasina madio i Nosy lava . Nisafidy ny hitsangatsangana any ny Ben’ny tanàna Talentino Hilaire sy ny vadiny.
Ankoatrany resaka fonja izay nampalaza an’i Nosy lava dia malaza ihany koa izy amin’ny fisiany vokatra an-dranomasina ‚ ranomasina madio ‚ toeram-pitsangatsanganana…
Mandeha sambo kely ( vedette ) ‚ lakana miala ny tanànan’i Analalava raha andeha . Toerana manan-kasina sy manan-tantara ka tsara raha fantarina mialoha ny fomban-tany mba azahoana fahafinaretana mandritra ny fandalovana