a
FandraisanaFambolena sy fiompinaAMBALARANO CR AMBODIMANDRESY : VELARAN-TANY 08Ha NORAKOFANA ZANA-KAZO HONKO

AMBALARANO CR AMBODIMANDRESY : VELARAN-TANY 08Ha NORAKOFANA ZANA-KAZO HONKO

AMBALARANO CR AMBODIMANDRESY : VELARAN-TANY 08Ha NORAKOFANA ZANA-KAZO HONKO

Faritra Sofia rakotr’ala maitso no tanjona ‚ niaranihentana ireo V.O.I ( Vodron’olona Ifotony ) tao Ambalarano ‚ nanao fambolena zana-kazo honko tamin’ny velaran-tany 08Ha tao Ankingamôlatra Fkt Ambalarano ‚ kaominina Ambodimandresy Antsohihy.

Nanampy sy nanohana ny hetsika ny Ministeran’ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy izay soloin’ny fitaleavam-paritra tena aty ifotony sy ny mpiaramiombon’antoka ao amin’ny Tetik’asa Bôndy.

Manamafy hatrany ny tompon’andraikitra misahana ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofia fa misokatra hoan’ny rehetra ny fiarahamiasa.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment