VONJY AINA – RAMATOA MAY NY AFO TAO AMBATOBOENYβΌοΈπ΄
May nianjera taminβny afo i SOAMAZAVA , 49 taona avy ao aminβny fokontany BealΓ na ,CR Ankijabe,Distrika Ambatoboeny β Efa mitsabotena tao aminβny CHRD2 Ambatoboeny saingy noho ny fahasahiany Dia voatery hoentina any Mahajanga izy . Nilaza izy fa efa lany tanteraka ny eo ampelatanany ka mila vonjy sy tolo-tΓ nana ny tenany aminβny Malagasy mpiray Tanindrazana.
Ireto ny laharana afahana manampy sy hifandraisana aminy na olona mikarakara azy
0333253834 (Romualson Julien)
0329641082 (Seth Willy Olson)
0343504535 (Tina Patrick)
Afaka aterina mivantana ao aminβny Fiangonana FJKM Ambatoboeny Fahazavana ihany koa ny fanampiana fa izy ireo no mandray azy vonjy maika amin’izao.