a
FandraisanaVaovaom-paritraSOJABE MANAMPITY ARMAND : Efa niala ao Beriziny ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy tokony tamin’ny 11 Ora maraina teo.

SOJABE MANAMPITY ARMAND : Efa niala ao Beriziny ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy tokony tamin’ny 11 Ora maraina teo.

SOJABE MANAMPITY ARMAND : Efa niala ao Beriziny ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy tokony tamin’ny 11 Ora maraina teo.

 Andrasana eto Antsohihy anio ao amin’ny “maison des élus” ny Razana ary hoentina any Mandritsara rahampitso maraina ‚ araka ny fampitam-baovao voarainay . Tazana miaraka avy any ‚ hanatitra ny Rainy hody an-tanindrazana ny lehiben’ny Distrikan’i Port Bergé – Todivelo Cyrille .

Misokatra hoan’olona rehetra ny fitsenana sy famangiana ary fampaherezana ny fianakaviana rehefa tonga eto Antsohihy ny Razana ‚ tombanana ho amin’ny 01 Ora tolakandro any fa ho ampitaina eto ihany ny vaovao na ny mety fandaharam-potoana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment