a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : FIARA NITONDRA MPIANTSENA▪️ TRA-DOZA TAO ANJIABE‼️

ANTSOHIHY : FIARA NITONDRA MPIANTSENA▪️ TRA-DOZA TAO ANJIABE‼️

ANTSOHIHY : FIARA NITONDRA MPIANTSENA▪️ TRA-DOZA TAO ANJIABE‼️

Ampolony ireo naratra ‚ telo eo no tena naratra mafy ‚ misy ireo torana vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Anjiabe ‚ fokontany Anjiajia Kaominina Ankerika Distrika Antsohihy androany maraina ny sabotsy 25 Martsa 2023.

 Maty tampoka teo ampiakarana Anjiabe ity fiara ity no tapaka hisatra ka nivarina an-kady.

Tsy nisy ny aina nafoy ‚ manaraka fitsaboana ary samy miantoka ny tenany ireo naratra . Mpiantsena avy eto Antsohihy miisa 38 ‚ nikasa ho any Ankerika ireto tra-doza tampoka ireto . Mirary fahasalamana ho azy i

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment