a
FandraisanaVaovaom-paritraFARITRA SOFIA : NAHAZO FIARA TSY MATAHO-DALANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA NY DISTRIKAN’I BEALANANA SY MANDRITSARA

FARITRA SOFIA : NAHAZO FIARA TSY MATAHO-DALANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA NY DISTRIKAN’I BEALANANA SY MANDRITSARA

FARITRA SOFIA : NAHAZO FIARA TSY MATAHO-DALANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA NY DISTRIKAN’I BEALANANA SY MANDRITSARA

Any Antananarivo ‚ mamonjy fivoriamben’ny Administrateur civil ‚ ny lehiben’ny Prefektiora sy ireo lehiben’ny Distrika maro eto Madagasikara . Nisy ny fanomezana fiara tsy mataho-dalana hoan’ireo Distrika voakasika izany ka tsy diso anjara ny Distrikan’i Bealanana sy Mandritsara ary efa samy nahazo ny azy izy roa ireo.

 Fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana ‚ volana vitsy mialoha ny fahataperany fe-potoana hiasan’ny filoham-pirenena . Ilaina amin’ny fanatanterahana ny asa ‚ fampandehanana ny raharaham-panjakana ifotony ny fiara tsy mataho-dalana tahaka izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment