SOJABE MANAMPITY ARMAND : Niala tao Mahajanga androany 24 Martsa 2023 ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy ka hitodi-doha any Mandritsara.
Handalo sy hamakivaky ireo Distrika ato amin’ny faritra Sofia ka mety hisy ny fanaovam-beloma farany amin’ireo Distrika izay andalovany fa hoampitaina eto ihany raha misy vaovao sy tsara ho fantatra momba fitondrasana azy mody any Androna.
Mirary azy handry ampiadanana