a
FandraisanaVaovaom-paritraHoy Depiote ROSSY naneho ny heviny momba ilay Tovolahy nisavorotahan’olona tao Sambava fa nanao ankanjo loranjy n°13

Hoy Depiote ROSSY naneho ny heviny momba ilay Tovolahy nisavorotahan’olona tao Sambava fa nanao ankanjo loranjy n°13

Hoy Depiote ROSSY naneho ny heviny momba ilay Tovolahy nisavorotahan’olona tao Sambava fa nanao ankanjo loranjy n°13

Ry laisoa mandrehitra afo amin’ny vanille dia ny voasary no misy midaroka ambony bajaj . Aiza ireo miseho tay aminamany ireny ‚ alefaso handamina any eh ‚ aiza ry Vonjy bé ry patsi patsa ry Tmh rehetra ireo …Miteny aho rehefa avy manao lisany.

Aôka kosa aloha tsy hifampikasi tanana fa hain lah ny hiatombohan io saingy tsy ho hain lah ny hifarany message valable pour tout le monde . ON NE TOUCHE PAS AUX GENS quelque soit la couleur de leurs t shirt S IL VOUS PLAIT ! CLAIR ?

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment