a
FandraisanaToekarenaSAMBAVA : NIJANONA HO NOFINOFY ILAY FAMPIAKARANA VIDIN’NY LAVANILA KA TEZITRA NY VAHOAKA

SAMBAVA : NIJANONA HO NOFINOFY ILAY FAMPIAKARANA VIDIN’NY LAVANILA KA TEZITRA NY VAHOAKA

SAMBAVA : NIJANONA HO NOFINOFY ILAY FAMPIAKARANA VIDIN’NY LAVANILA KA TEZITRA NY VAHOAKA

 Nidina teo amin’ny parkazy taloha ireo mpisehatra amin’ny lavanila tao Sambava androany 23 Martsa 2023 ka nandoro lavanila masaka izay tsy nisy mpividy intsony any an-toerana.

 Tsy mbola tanteraka ilay fampanantenana nataon’ny filoham-pirenena amin’ny fampakarana ny vidiny lavanila ary nijanona ho nofinofy ‚ hoy ireo mpisehatra amin’ny lavanila tezitra mafy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment