CM : RAIKITRA NY FAMPIAKARANA GALONA HO JENERALY HOAN’IREO FOLOALINDAHY
Nankatoavin’ny filan-kevitry ny minisitra omaly 22 Martsa 2023 ny fanomezana galona ho Jeneraly ny foloalindahy eo anivon’ny Tafika Malagasy an-tanety ‚ an-habakabaka ary an-dranomasina ‚ sy ny Zandarimariam-pirenena . Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no miandraikitra ny famoahana ny lisitr’ireo hisitraka izany.
Hitombo iisa araka izany ny Jeneraly eto Madagasikara.