ANTSIRABE : MATY NOVONOIN’OLONA TAO VATOFOTSY ILAY RAMATOA MPANGATAKA⁉️
Nisy namono tao vatofotsy ANTSIRABE ny aliny 21 Martsa 2023 ‚ ity Ramatoa marefo efa somary nahazo taona ity . Noheverin’olona fa mpamosavy izy mivezivezy mitady sakafo sy toerana hatoriany amin’ny alina ka voadaroka.
Tsy mbola fantatra izay nahavanon-doza ‚ tsy misy mahafantatra ihany koa ny fianakaviany.