Fampianarana 0 -144 Jereo 23 mars 2023 by: aboaho-ankiaka ‼️EPP TSY MANARAPENITRA‼️ Tsy aiza akory fa eto Madagasikara ihany no misy ity sekoly tsy manarapenitra ity . Ao no antsoina hoe EPP Ankaramangotroka . Any amin’ny Kaominina Ebelo , Faritra Anosy no misy azy. Mazoto mianatra ny ankizy ‚ ny mpanabe koa toraka izany. Zarao : Omeo naoty ny lahatsoratra