a
FandraisanaPolitikaNORBERT LALA RATSIRAHONANA : AZA MILATSA-KOFIDIANA FILOHAM-PIRENENA REHEFA TSY MANAM-BOLA SY FITAOVANA FA MANDREBIREBY VAHOAKA

NORBERT LALA RATSIRAHONANA : AZA MILATSA-KOFIDIANA FILOHAM-PIRENENA REHEFA TSY MANAM-BOLA SY FITAOVANA FA MANDREBIREBY VAHOAKA

NORBERT LALA RATSIRAHONANA : AZA MILATSA-KOFIDIANA FILOHAM-PIRENENA REHEFA TSY MANAM-BOLA SY FITAOVANA FA MANDREBIREBY VAHOAKA

Aza hendrikendrehana mihitsy aloha ny antoko AVI fa manohana ranona na i anona fa tsy mbola misy an’izany hatreto ‚ malalaka ireo mpikambana amin’izay tiany hiarahana fa tsy zaza-kely izy ireo sady tsy mbola nisy “ consigne de vote ” rahateo amin’ny fifidianana filoham-pirenena io ‚ hoy ny filoham-boninahitry ny antoko politika AVI ( Asa Vita Ifampitsarana ) – Norbert Lala RATSIRAHONANA tany Toliara omaly 14 Martsa 2023.

 Aza milatsaka ho fidina ho Filoham-pirenena eto Madagasikara ‚ raha tsy manam-bola sy fitaovana ‚ hélicoptère ‚ haino vaky aman-jery ( Radio ‚ télévision ‚ Gagette ) fa mandrebireby vahoaka fotsiny ‚ hoy hatrany ity mpanao politika manana ny lazany ity nandefa hafatra hoan’ireo mety ho kandida ho Filoham-pirenena.

 Anisany niteraka resa-be ny fahitana an’i Jean Jacques Rabenirina ‚ Solombavambahoakan’i Madagasikara IRD voafidy tao Betioky ‚ nanontrona an’i SITENY Randrianasoloniaiko tao Fenerive Atsinanana ‚ nanomboka MIHAVA TOUR ny sabotsy 11 Martsa 2023 teo . Ity farany moa ‚ anisany olona akaiky an’ingahy Norbert Lala RATSIRAHONANA.

Tsy tongatonga ho azy hoy ny mpanara-baovao izao zavatra mandalo izao fa hafana sy ho henjena araka ny nambarany Jeneraly iray izay nalahelo amin’ny fomba fiasany fitondrana mijoro ankehitriny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment