a
FandraisanaTsingerin-taona nahaterahanaLA REINE DES TRAFICS MARITIMES – JOYEUX ANNIVERSAIRE

LA REINE DES TRAFICS MARITIMES – JOYEUX ANNIVERSAIRE

LA REINE DES TRAFICS MARITIMES – JOYEUX ANNIVERSAIRE

Izy no Madame Tinah na « LA REINE DES TRAFICS MARITIMES » ahaizany maro azy noho izy misehatra amin’ny resaka trondro any an-dranomasina . Ny fahaizany miaramiasa sy miara-monina amin’ireo mpiaramiasa aminy no isany mampiavaka azy . Vaiavy mahavelon-tena ary manana ny maha izy azy eto Antsohihy.

Mitsingerina androany 15 Martsa 2023 ny taona nahaterahany ‚ nitondra teny firariantsoa azy ny zanany izay mitady ravinahitra any lavitra ‚ « Koa mbola vaiavy ‚ tsisy atakaloko anao Mamako, tagniniako ho ela vilômagna, ho tanteraka aby ze raha kasainao jiaby, raha tsara fogna tagniniako miboaka amin’ny fiainagnanao.AZA ADIGNA FA ANAO TEGNA TIAN’I ZANAKAO❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Ngoma anao za zan mamako tiako mangitry zah😘😘😘 » ‚ hoy ilay zanany naneho ampahibemaso ny fitiavana ny reniny.
Miarahaba azy ary mirary soa ho azy ihany koa isika.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment