a
FandraisanaFampianaranaDREN SOFIA : MANAMAFY TRAIKEFA IREO MPAMPIANATRA

DREN SOFIA : MANAMAFY TRAIKEFA IREO MPAMPIANATRA

DREN SOFIA : MANAMAFY TRAIKEFA IREO MPAMPIANATRA

Natomboka omaly 13 Martsa 2023 ny Atrik’asa fanamafisana traikefa sy fahaiza-manaon’ireo mpampianatra aty amin’ny tapany avaratra ‚ izay natrehan’ireo solontena voasivana avy any amin’ny faritra DIANA – SAVA – BOENY – MELAKY – SOFIA . Solentana avy amin’ireo ZAP sy COSEPED isaky ny fitaleavam-paritra no miatrika izany ho fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana.

Nanontrona ny lanonanam-panokafana ny Atrik’asa ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Sofia ‚ Mandimbilaza Noeriko Sylvain ‚ izay mandray izao atrik’asa nokarakarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment