a
FandraisanaFialambolyFILOHA ANDRY RAJOELINA : MANDRISIKA ANAY HIASA NY FAHITANA ENDRIKY NY VAHOAKA MITSIKY ‚ TARAFINY JIRO MAZAVA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MANDRISIKA ANAY HIASA NY FAHITANA ENDRIKY NY VAHOAKA MITSIKY ‚ TARAFINY JIRO MAZAVA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MANDRISIKA ANAY HIASA NY FAHITANA ENDRIKY NY VAHOAKA MITSIKY ‚ TARAFINY JIRO MAZAVA

Tetikasa tena mahafinaritra ahy indrindra ary ataoko am-pitiavana hatrany ny manatona ny mponina mitondra ny hazavana maimaim-poana ho azy ireo. Hazavana izay hanilo ny tokantrano ary hanazava ny aty fo. Ary hatraty an-tany lavitra, Hoy ny filoham-pirenena raha nanolotra jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao Ankililoaka Toliara.

Ny fahitana ny tsiky misoritra amin’ny endriky ireo vahoaka sy ny hazavana mamiratra eny amin’ny masony dia tena maharavo ny fo sy mandrisika anay hatrany hiasa tsy sasatra ho an’ny vahoaka Malagasy ‚ hoy hatrany izy nanamafy fa mitohy ny asa fanasoavana ny vahoaka Malagasy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment