a
FandraisanaPolitikaMIASA NY FITONDRAM-PANJAKANA MIJORO ANKEHITRINY ARY MITSINJO NY VAHOAKA

MIASA NY FITONDRAM-PANJAKANA MIJORO ANKEHITRINY ARY MITSINJO NY VAHOAKA

MIASA NY FITONDRAM-PANJAKANA MIJORO ANKEHITRINY ARY MITSINJO NY VAHOAKA

Tsy mbola nisy tao anaty 60 taona nahazahoan’i Madagasikara fahaleovantena izany filoham-pirenena mandoatra vary isaky ny fitsidiham-paritra ataony izany raha tsy tamin’ity fitondrana mijoro ity . Fitiavana no anton’izany ‚ io ilay fitiavana lehibe indrindra tokony hananan’ny tsirairay ‚ afahantsika miroso amin’ny fandrosoana lovain-jafy.

Tsy ny filoham-pirenena ihany no mahafoy fotoana amin’ny fandoaram-bary tahaka izao rehefa manao fitsidiham-paritra fa manampy azy eo ny vadiny sy ireo mpikambana ao anaty Governemanta ary ireo parlementera miaraka aminy . Taratry ny miralenta ‚ fametrahana fitoviana eo amin’ny lahy sy vavy ‚ samy mpikambana ao anaty Governemanta ny fandoaram-bary tahaka izao ‚ manambara izany fa miara mihentana sy misalahy amin’ny fampandrosoana ny firenena ireto tompon’andraikitra ara-panjakana ‚ azo heverina araka izany mizotra amin’ny fanatanterahana ny velirano 13 ‚ fampandrosoana an’i Madagasikara izao fahaizana mpitondra izao‚ hoy ireo mpomba ny fitondrana maneho ny heviny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment