a
FandraisanaPolitikaSITENY RANDRIANASOLONIAIKO : HANAO FANAMBARANA MAHA KANDIDA NA TSIA AZY AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA▪️TSY HOELA

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : HANAO FANAMBARANA MAHA KANDIDA NA TSIA AZY AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA▪️TSY HOELA

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : HANAO FANAMBARANA MAHA KANDIDA NA TSIA AZY AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA▪️TSY HOELA

Afaka 60 andro raha ela indrindra dia hisy fanambarana ataoko hoan’ny vahoaka Malagasy ‚ momba ny firotsahan-kofidiana sy ny maha kandida na tsia ny tenako ‚ hoy izy raha nilaza fa hanao 08 Martsa ao Ikongo ‚ toerana manana ny tantarany sy maha izy azy eto Madagasikara.

 Ity farany moa efa tao Vohemar ‚ nangata-tsodrano tamin’ireo Razana JOATY ao Iharana . Tso-drano no zava-mahery ‚ matetika mangata-tsodrano amin’ny Razana na Ray aman-dReny ny Malagasy rehefa hiatrika ady na zavatra goavana eo amin’ny fiainana ‚ fomban-dRazana fa tsy fanompoan-tsampy ny fangatahan-tsodrano na fanaovana tso-drano ‚ tazana izany tamin’ny fametrahana ny Eveka vaovaon’ny Diosezin’Ambanja farany teo iny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment