a
FandraisanaPolitikaPOLITIKA : IREO MPANAO POLITIKA TSY NAHAZO RANONDRANONY NO BE RESAKA SY DISO FANANTENANA FA TSY VAHOAKAN’NY FARITRA SOFIA – BEN’NY TANÀNA TALENTINO

POLITIKA : IREO MPANAO POLITIKA TSY NAHAZO RANONDRANONY NO BE RESAKA SY DISO FANANTENANA FA TSY VAHOAKAN’NY FARITRA SOFIA – BEN’NY TANÀNA TALENTINO

POLITIKA : IREO MPANAO POLITIKA TSY NAHAZO RANONDRANONY NO BE RESAKA SY DISO FANANTENANA FA TSY VAHOAKAN’NY FARITRA SOFIA – BEN’NY TANÀNA TALENTINO

Aoka tsy handainga sy hilaza lainga isika mpanao politika mba hamita-bahoaka . Tsy ny vahoakan’ny faritra Sofia rehetra no diso fanantenana fa ireo Solombavambahoaka sy mpanao politika tsy nahazo ranondranony sy manomboka very seza . Mbola matoky ny fitiavan’ny filoham-pirenena ny vahoaka ato amin’ny faritra Sofia noho ireo fotodrafitr’asa maro izay napetraka atao amin’ny faritra ( sekoly ‚ hopitaly ‚ kianja ‚ oniversite manarapenitra maro ) ‚ tsy vitan’izay ihany fa hisy tohana karakarain’ny minisitra Soafilira Princia hoan’ny vahoaka ato amin’ny faritra ka maro ny vahoaka marefo hisitraka izany ‚ hoy ny Ben’ny tanàna TALENTINO Hilaire ‚ voafidy tao Analalava naneho ny heviny manoloana ireo toedraharaha ara-politika manomboka mafana ato amin’ny faritra Sofia sy ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena.

Ity farany moa nilaza fa iray tsy mivaky ny Ben’ny tanàna ato amin’ny faritra Sofia ary mbola manantena ny fahatongavany fizarana moto aty amin’ny faritra.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment