RIVO-DOZA FREDDY : NAHAZO FILAZANA MILOKO MENA NY DISTRIKAN’I TOLIARA SY MOROMBE ARY BETIOKY
Any amin’ny 130KM atsimo andrefan’i Toliara no nisy ny foibeny tamin’ny 03 Ora tolakandro teo . Tsy mbola nahazo filazana fampitandremana na fahamailoana ny faritanin’i Mahajanga na ny faritra Sofia hatretro.