a
FandraisanaFanatanjahan-tenaVONDRON-TOBIM-PILEOVANA SOFIA : VATANA TOMADY NO MISY HERIN-TSAINA AFAHANA MIARO NY VAHOAKA SY NY FANANANY

VONDRON-TOBIM-PILEOVANA SOFIA : VATANA TOMADY NO MISY HERIN-TSAINA AFAHANA MIARO NY VAHOAKA SY NY FANANANY

VONDRON-TOBIM-PILEOVANA SOFIA : VATANA TOMADY NO MISY HERIN-TSAINA AFAHANA MIARO NY VAHOAKA SY NY FANANANY

Mba hananana vatana tomady sy herin-tsaina vonona amin’ny fiatrehana ireo asa nankinina amin’ny zandary dia ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary ny andrim-panjakana misy dia raikitra ny azakazaka sy hetsika fanatanjahan-tena nataon’ny zandary manerana ny vondron-tobim-pileovana Sofia.

Ankoatrany fampitomboana hery sy fitaizana vatana dia fanamafisana firaisankinany Zandary no tanjona ‚ araka ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment