a
FandraisanaVaovaom-paritraFANDAMINANA SY FANDRAVONANA KORONTANA AVOLY EO ANIVON’NY SENDIKA TAXI-VILLE ANTSOHIHY : MIANTSO NY MPAMILY TAXI-VILLE REHETRA HAMONJY FIVORIANA NY VONDRONA TTMA

FANDAMINANA SY FANDRAVONANA KORONTANA AVOLY EO ANIVON’NY SENDIKA TAXI-VILLE ANTSOHIHY : MIANTSO NY MPAMILY TAXI-VILLE REHETRA HAMONJY FIVORIANA NY VONDRONA TTMA

FANDAMINANA SY FANDRAVONANA KORONTANA AVOLY EO ANIVON’NY SENDIKA TAXI-VILLE ANTSOHIHY : MIANTSO NY MPAMILY TAXI-VILLE REHETRA HAMONJY FIVORIANA NY VONDRONA TTMA

Ny alahady 05 Martsa 2023 izao no atao ao amin’ny Maison des Élus ‚ Région Sofia ny fivoriaben’ny mpamily taxi-ville miasa eto Antsohihy ‚ ho fandaminan-draharaha miteraka resa-be . Asaina sy antsoina hiatrika izany ny mpamily sy tompon’ny Taxi-ville rehetra miasa eto Antsohihy tsy anavahana amin’ny 03 Ora tolakandro tsy diso.

 Manao fiantsoana sy filazana ny filohan’ny TTMA – Atoa Claude . Tanjona ny fitadiavana ny tombontsoan’ny mpamily taxi-ville sy izay miantsehatra aminy ary indrindra fanamafisana ny firaisankina.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment