a
FandraisanaNon classéKOHEN RIVOLALA : HOZONA NO MAMPAHANTRA

KOHEN RIVOLALA : HOZONA NO MAMPAHANTRA

KOHEN RIVOLALA : HOZONA NO MAMPAHANTRA

 Raha mbola filozofian’ny Kristianina sy Malagasy izay milaza ny atsebohan’ny tavanao no hinanao dia ireo mpitarika posiposy sy ireo mpiasan’ny zone no tena mpanakarena fa tsy izany anefa ny zava-misy fa ireny no tena mahantra . Hozona no mampahantra olona ary sarotra hoan’ny mahantra ny hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra satria voahozona ireny Mahantra ireny . Hoy Kohen Rivolala ‚ filoha mpitarika fivavahana Hebreo ‚ mitsabo amin’ny alalany kabalistika eto Madagasikara.

Nilaza ny handray anjara amin’ny fifidianana Solombavambahoaka ao Antsirabe faharoa moa izy amin’ny fifidianana manaraka.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment