a
FandraisanaTokam-barotraPIPIIIIIIIIP : TSY VOATERY MIALA FARITRA SOFIA VAO AFAKA MIVIDY BAJAJ FA AO PORT BERGÉ IHANY

PIPIIIIIIIIP : TSY VOATERY MIALA FARITRA SOFIA VAO AFAKA MIVIDY BAJAJ FA AO PORT BERGÉ IHANY

PIPIIIIIIIIP : TSY VOATERY MIALA FARITRA SOFIA VAO AFAKA MIVIDY BAJAJ FA AO PORT BERGÉ IHANY

Ao Port Bergé no misy azy ‚ maro isan-karazany sy azo hisafidianana : Bajaj RE – Bajaj Boxer Moto – Bajaj qute 4 pneu afaka hanaovana TAXI-VILLE.

Natao mirary ny vidiny mba afahantsika rehefa mividy sy miara-miasa aminay ary afaka mandefa amin’ny Distrika rehetra manerana ny Faritra Sofia sy atsika amin’ny tapany avaratra fa indrindra isika Antsohihy ‚ renivohitry ny Faritra kanefa mbola tsy nahitana BAJAJ ary heverina ho hisy BAJAJ tsy hoela ka aza misalasala miantso ny laharana etsy ambany ‚ hoy Karim Djaffar Tompon’ny Groupe DKS Sofia.

Contact : 0324100000 / 0384100000 izay liana.
PIPIIIIIIIIP – BAJAJ – AMIN’NY VIDINY MIRARY
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment