a
FandraisanaVaovaom-paritraTOHIN-DRAHARAHA MOMBA NY SENDIKA TAXI-VILLE ANTSOHIHY : TSY NISY FANKAN-KEVITRA TAMININAY IRENY FANAMBARANA NATAON’ATOA FILOHA IRENY▪️HOY IREO MPIKAMBANA

TOHIN-DRAHARAHA MOMBA NY SENDIKA TAXI-VILLE ANTSOHIHY : TSY NISY FANKAN-KEVITRA TAMININAY IRENY FANAMBARANA NATAON’ATOA FILOHA IRENY▪️HOY IREO MPIKAMBANA

Naneho ny heviny ireo mpamily taxi-ville mikambana ao anaty sendika tarihin’Atoa Zizy izay tompon’ny karatra mena fony mbola nilalao baolina kitra tamin’ny fotoan’androny . Tsy hevitra avy aminay ary tsy nisy fakan-kevitray ireny fanambarana nataon’Atoa filohan’ny sendika izay maniratsira ny tompon’andraikitra sy nanala baraka ny kaominina ireny fa azy irery ihany ‚ porofon’izany ny tsy fisian’olona na mpikambana iray aza nanontrona azy nanao ireny zavatra nataony ireny . Tsy sitrakay ny hampidirana “Bajaj” eto Antsohihy ‚ mbola vonona izahay amin’ny fiarahamiasa amin’ny kaominina ambonivohitry Antsohihy sy ny Ben’ny tanàna amperinasa fa raha mahatsiro ho tapaka sotro kosa ny filoha amin’ireny fanapahan-kevitra ireny dia vonona izay mpikambana ao amin’ny sendika ny hanome vola 1000Ar isam-bolana atao latsakemboka mba ho karamany‚ hoy ireo mpikambana eo anivon’ny sendika Taxi-ville izay Mahatsiro ho afa-baraka amin’ireny fihetsika nataony filoha mpitarika azy ireny.

 Amin’ny faran’ny volana Martsa 2023 na voaloham-bolana April 2023 izao vao manomboka misava ary mandray fepetra amin’ireo fiara tsy mataho-dalàna nefa miasa eto Antsohihy . Tsy mbola niroso tamin’ny volavolan-kevitra na fanapahan-kevitra momba ny fampidirana “Bajaj” ny kaominina ambonivohitry Antsohihy hatreto raha ny fanazavana voaray . Arahintsika eto ihany ny mety ho tohiny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment