a
FandraisanaPolitikaDEPIOTE ROSSY : AOKA TSY TSY HO TRATRIN’NY VELAMPANDRIKA

DEPIOTE ROSSY : AOKA TSY TSY HO TRATRIN’NY VELAMPANDRIKA

DEPIOTE ROSSY : AOKA TSY TSY HO TRATRIN’NY VELAMPANDRIKA

 Ho an ny rehetra ‚ Aôka tsy hisy ho tratry ny vela-pandrika ka hanampy tosika ny fampiadiana olona ny forces . Tsy Mino izahay fa ny Général Ravalomanana no hiteny na hanoratra Zavatra ohatran’io . Aôka ihany koa ny akolyta rehetra tsy hamaly na hanely ireo publications mampifandrafy mpirahalahy ireo‚ Io ny fanambarana hita tao amin’ny pejin’ny Depiote Rossy ‚ taoriany feon’ny Jeneraly Lylyson niely an-tambazotrantserasera ary valin-teny voalaza fa nalefan’ny Jeneraly Richard Ravalomanana.

 Miantso fitoniana araka izany ity Solombavambahoaka ity mba hisian’ny filaminana eo amin’ny samy mpanohana ny filoha Andry Rajoelina . Tsiahivina fa ity Solombavambahoaka ity dia anisany nilaza fa voahilika ary tsy nomena toerana ireo mpitolona sy nanampy tamin’ny fametrahana ny Filoha Andry Rajoelina.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment